Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana

FANDRAISANA

 

Miarahaba sy mandray anao an-tanan-droa tonga soa eto amin'ito sehatra natao ifampizarana ito.

 

Ho hitanao eto na fampianarana na toriteny na fijoroana vavolombelona na inona na inona ka manome voninahitra an'i Jesosy Kristy ary mankahery ny mpino.

 

Misaotra anao ary mitsidika ary hitahy anao anie Jesosy Kristy Tompo!

 

www.Jesosy.org